Teny iditra | 1 vava tsy ratsy |
Singan-teny | 2 vava, tsy, ratsy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [1.1] |
Tovy hevitra | 5 am-bava tsy ratsy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |